plt_tn/isa/44/05.md

12 lines
272 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely Yaveh.
# ny hafa hiantso mafy ny anaran'i Jakoba
"ny olona hafa hilaza fa taranak'i Jakoba izy"
# hiantso ny tenany amin'ny anaran'i Israely
"hiantso ny tenany hoe taranak'Israely"