plt_tn/isa/41/19.md

259 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola manohy miresaka Yaveh.

ny rotra...ireo kesika sy ireo hazo kypreso

Ireo dia karazan-kazo.

ny tanan'i Yaveh no nanao izany

Eto ny teny hoe "tanana" dia manambara an'i Yaveh mihitsy. DH: "nanao izany Yaveh"