# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mbola manohy miresaka Yaveh. # ny rotra...ireo kesika sy ireo hazo kypreso Ireo dia karazan-kazo. # ny tanan'i Yaveh no nanao izany Eto ny teny hoe "tanana" dia manambara an'i Yaveh mihitsy. DH: "nanao izany Yaveh"