plt_tn/isa/41/10.md

552 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely Yaveh.

hanohana anao amin'ny tanako ankavana marina Aho

Ny fankaherezan'i Yaveh ny vahoakany dia resahina toy ny hoe nanohana azy ireo tamin'ny tanany Izy.

ny tanako ankavana marina

Eto ny hoe "tanana ankavia" dia manambara ny herin'i Yaveh. Ireo mety ho heviny dia 1) marina ny tanana havanan'i Yaveh izay hanaovany ny zavatra marina. DH: "ny heriko marina" na 2) mpandresy ny tanana havanan'i Yaveh izay hahombiazany amin'izay ataony. DH: "ny heriko mpandresy"