# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely Yaveh. # hanohana anao amin'ny tanako ankavana marina Aho Ny fankaherezan'i Yaveh ny vahoakany dia resahina toy ny hoe nanohana azy ireo tamin'ny tanany Izy. # ny tanako ankavana marina Eto ny hoe "tanana ankavia" dia manambara ny herin'i Yaveh. Ireo mety ho heviny dia 1) marina ny tanana havanan'i Yaveh izay hanaovany ny zavatra marina. DH: "ny heriko marina" na 2) mpandresy ny tanana havanan'i Yaveh izay hahombiazany amin'izay ataony. DH: "ny heriko mpandresy"