plt_tn/isa/41/08.md

696 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola manohy miteny Yaveh.

ianao izay haveriko avy amin'ny fiafaran'ny tany, ary izay nantsoiko avy tamin'ireo toerana lavitra

Ireo andalana ireo dia midika zavatra iray ihany amin'ny ankapobeny ary manindry fa mampiverina ny vahoakan'Israely any amin'ny tanin'izy ireo avy any amin'ireo tanàna lavitra Yaveh.

faran'ny tany

Ireo toerana eto an-tany izay tena lavitra dia resahina toy ny hoe toerana izay iafaran'ny tany. Adikao tahaka ny nandikanao izany tao amin'ny 41:5 izany. DH: "ireo toerana lavitra indrindra eto an-tany"

efa nifidy anao sy tsy nandà anao Aho

Ireo andianteny roa ireo dia midika zavatra iray ihany amin'ny ankapobeny.