plt_tn/isa/41/08.md

16 lines
696 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mbola manohy miteny Yaveh.
# ianao izay haveriko avy amin'ny fiafaran'ny tany, ary izay nantsoiko avy tamin'ireo toerana lavitra
Ireo andalana ireo dia midika zavatra iray ihany amin'ny ankapobeny ary manindry fa mampiverina ny vahoakan'Israely any amin'ny tanin'izy ireo avy any amin'ireo tanàna lavitra Yaveh.
# faran'ny tany
Ireo toerana eto an-tany izay tena lavitra dia resahina toy ny hoe toerana izay iafaran'ny tany. Adikao tahaka ny nandikanao izany tao amin'ny 41:5 izany. DH: "ireo toerana lavitra indrindra eto an-tany"
# efa nifidy anao sy tsy nandà anao Aho
Ireo andianteny roa ireo dia midika zavatra iray ihany amin'ny ankapobeny.