forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
1.2 KiB
Markdown
20 lines
1.2 KiB
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
|
|
|
Mampiasa ireo fanontaniana ireo mba hanindriana ny mahatokana an'i Yaveh i Isaia.
|
|
|
|
# Iza no efa nahatakatra ny eritreritr'i Yaveh, na nanoro lalana Azy toy ny mpanolotsainy?
|
|
|
|
Ireo fanontaniana ireo dia miandry valiny ratsy ary manindry fa Yaveh irery ihany no afaka manao ireo zavatra ireo. DH: "Tsy misy olona nahatakatra ny eritreritr'i Yaveh, ary tsy misy olona nanoro lalana Azy toy ny mpanolotsainy.
|
|
|
|
# nahatakatra ny eritreritr'i Yaveh
|
|
|
|
Eto ny teny hoe "eritreritra" dia tsy manondro ny eritreritr'i Yaveh ihany, fa ireo faniriany sy fahazotoany ihany koa.
|
|
|
|
# Avy amin'iza no efa nandraisany toro-lalana?
|
|
|
|
Ireo fanontaniana ireo dia miandry valiny ratsy ary manindry fa tsy misy olona mbola nahavita izany. DH: "Tsy mbola nandray toro-lalana avy amin'olona Izy."
|
|
|
|
# Iza no nampianatra Azy ny fomba fanaovana zavatra amin'ny tokony ho izy, ary nampianatra Azy fahalalana, na nampiseho Azy ny fomba fahatakarana?
|
|
|
|
Ireo fanontaniana ireo dia miandry valiny ratsy ary manindry fa tsy misy olona mbola nahavita izany. DH: "Tsy misy olona nampianatra Azy ny tena fomba hanaovana ireo zavatra ireo. Tsy misy olona naneho Azy ny fomba hahatakarana."
|