plt_tn/isa/40/06.md

24 lines
1.2 KiB
Markdown

# Ahitra ny nofo rehetra
Ny teny hoe "nofo" dia manondro ny olona. Miresaka ny olombelona toy ny hoe ahitra ny olona miteny, satria samy ho faty faingana avokoa ireo. DH: "Tahaka ny ahitra avokoa ny olona rehetra"
# toy ny voninkazo eny an-tsaha ny fifaneken'izy ireo
Mampitaha ny fanekena mahatoky izay an'ny olona amin'ny voninkazo izay mamony ary avy eo dia maty faingana ny olona miteny. DH: "tapitra vetivety monja, tahaka ny voninkazo any an-tsaha izay maty faingana ny fanekena mahatokin'izy ireo"
# fifanekena
Ireo mety ho heviny dia 1) fanekena mahatoky na 2) hatsarana. Jereo ny nandikanao ny hoe "fanekena mahatoky" ao amin'ny 16:5.
# rehefa mitsoka izany ny fofon'ain'i Yaveh
Ireo mety ho heviny dia 1) "rehefa mitsoka izany amin'ny fofon'ainy Yaveh" na 2) "rehefa mandefa ny rivotra mba hitsoka izany Yaveh."
# ahitra ny olombelona
Miresaka ny olombelona toy ny hoe ahitra ny olona miteny, satria samy ho faty faingana avokoa ireo. DH: "maty faingana tahaka ny ahitra ny olona"
# ny tenin'ny Andriamanintsika dia hitoetra mandrakizay
Miresaka izay lazain'Andriamanitra izay maharitra mandrakizay toy ny hoe hitoetra mandrakizay ny teniny ny olona miteny. DH: "ireo zavatra izay lazain'Andriamanitsika dia haharitra mandrakizay"