plt_tn/isa/39/05.md

416 B

Yaveh tompon'ny maro

Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 1:4 ihany io andianteny io.

ny teny

"ny hafatra"

Indro

Io teny io eto dia nampiasaina mba atao fomba fiteny mba hisarihana ny sain'i Hezekia ny amin'izay lazaina manaraka eo. DH: "Henoy"

hitondrana ny zavatra rehetra ao amin'ny lapanao...ho any Babylona

DH: "rehefa haka ny zavatra rehetra ao an-dapanao ny tafika fahavalo...ho any Babylona"