plt_tn/isa/39/05.md

16 lines
416 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Yaveh tompon'ny maro
Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 1:4 ihany io andianteny io.
# ny teny
"ny hafatra"
# Indro
Io teny io eto dia nampiasaina mba atao fomba fiteny mba hisarihana ny sain'i Hezekia ny amin'izay lazaina manaraka eo. DH: "Henoy"
# hitondrana ny zavatra rehetra ao amin'ny lapanao...ho any Babylona
DH: "rehefa haka ny zavatra rehetra ao an-dapanao ny tafika fahavalo...ho any Babylona"