plt_tn/isa/38/09.md

626 B

eo amin'ny antenantenan'ny fiainako

"izay mialohan'ny fahanterako." Io dia manondro ny fahafatesana eo amin'ny fotoana antenantenany, alohan'ny fahanterana.

hiditra amin'ireo vavahadin'ny fiainan-tsy hita aho

Io dia miresaka ny fahafatesana toy ny hoe fanjakana izay misy vavahady idiran'ny olona ny fiainan-tsy hita. DH: "Ho faty aho ary ho any amin'ny fiainan-tsy hita"

alefa any mandritra ny taona sisa hiainako aho

DH: "mialohan'ny iainako ny taonako rehetra dia ho any am-pasana aho"

any amin'ny tanin'ny velona

DH: "any amin'ny tanin'ny olona velona" na "any amin'ny tontolo izay misy olona velona" (UDB)