# eo amin'ny antenantenan'ny fiainako "izay mialohan'ny fahanterako." Io dia manondro ny fahafatesana eo amin'ny fotoana antenantenany, alohan'ny fahanterana. # hiditra amin'ireo vavahadin'ny fiainan-tsy hita aho Io dia miresaka ny fahafatesana toy ny hoe fanjakana izay misy vavahady idiran'ny olona ny fiainan-tsy hita. DH: "Ho faty aho ary ho any amin'ny fiainan-tsy hita" # alefa any mandritra ny taona sisa hiainako aho DH: "mialohan'ny iainako ny taonako rehetra dia ho any am-pasana aho" # any amin'ny tanin'ny velona DH: "any amin'ny tanin'ny olona velona" na "any amin'ny tontolo izay misy olona velona" (UDB)