plt_tn/isa/38/04.md

538 B

tonga tamin'Isaia ny tenin'i Yaveh

Io dia fomba fiteny izay nampiasaina mba hampidirana ny zavatra izay nolazain'Andriamanitra tamin'ireo mpaminaniny na ny vahoakany. DH: "Nilaza izao hafatra izao Yaveh" na "nilaza ireo teny ireo Yaveh"

Indro

Io dia fomba fiteny. Nampiasaina eto io mba hisarihana ny sain'ny mpihaino ny amin'izay lazaina manaraka eo. DH: "Henoy"

dimy ambin'ny folo taona

"15 taona"

ny tanan'ny mpanjakan'i Asyria

Eto ny "tanan'ny" mpanjaka dia manondro ny fahefany. DH: "ny fahefan'ny mpanjakan'i Asyria"