plt_tn/isa/38/04.md

16 lines
538 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# tonga tamin'Isaia ny tenin'i Yaveh
Io dia fomba fiteny izay nampiasaina mba hampidirana ny zavatra izay nolazain'Andriamanitra tamin'ireo mpaminaniny na ny vahoakany. DH: "Nilaza izao hafatra izao Yaveh" na "nilaza ireo teny ireo Yaveh"
# Indro
Io dia fomba fiteny. Nampiasaina eto io mba hisarihana ny sain'ny mpihaino ny amin'izay lazaina manaraka eo. DH: "Henoy"
# dimy ambin'ny folo taona
"15 taona"
# ny tanan'ny mpanjakan'i Asyria
Eto ny "tanan'ny" mpanjaka dia manondro ny fahefany. DH: "ny fahefan'ny mpanjakan'i Asyria"