forked from WA-Catalog/plt_tn
24 lines
1.2 KiB
Markdown
24 lines
1.2 KiB
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
|
|
|
Ity no manohy ny hafatr'i Yaveh ho an'ny mpanjakan'i Asyria.
|
|
|
|
# Tamin'ny alalan'ireo mpanomponao
|
|
|
|
Io dia manondro ireo mpanompo izay nalefany tany amin'i Hezekia izay nitondra hafatra. Afaka ambara mazava izany. DH: "Ao amin'ny hafatra izay nalefanao tamin'ny alalan'ireo mpanomponao"
|
|
|
|
# niakarako...Ho kapaiko...niditra...aho...nihady....aho...Noritraiko...tongotro
|
|
|
|
Eto Sankeriba dia miresaka ny tenany ho nahavita zavatra maro. Tena nahavita ireo niaraka tamin'ireo tafiny sy ireo kalesiny tokoa izy. DH: "niakaranay...Ho kapainay...niditra...izahay...nihady....izahay...Noritrainay...tongotray"
|
|
|
|
# ireo sederany lava
|
|
|
|
"ireo sedera lavan'i Libanona"
|
|
|
|
# ny alany mamoha be indrindra
|
|
|
|
Eto ny teny hoe "mamokatra" dia manondro ny ala izay tena matevina ary feno hazo mamokatra. Ny teny tsy eo dia azo ampiana mba hampahazava kokoa. DH: "ary ao amin'ny ala mamokatra be indrindra"
|
|
|
|
# Noritraiko tao ambanin'ny faladian-tongotro ny reniranon'i Egypta rehetra
|
|
|
|
Eto Sankeriba dia manitatra ny vitany sy ny diany teny am-pitan'ny reniranon'i Egypta tamin'ny filazana hoe nandritra ireo renirano izy rehefa nasiany nandeha tamin'ireo ny tafiny. DH: "Nitety ireo renirano rehetra tao Egypta toy ny hoe tany maina teo ambany tongotro aho"
|