plt_tn/isa/37/05.md

801 B

hametraka fanahy ao aminy aho, ary hahare ny tatitra sasany izy ka hiverina any amin'ny taniny

Ny andianteny hoe "mametraka fanahy ao aminy" dia midika fa hahatonga azy hanana fanapahan-kevitra hentitra Andriamanitra. Ny teny hoe "fanahy" eto dia midika hoe toe-tsaina na fihetseham-po tena matanjaka. DH: "Hitarika azy Aho mba rehefa mandre ny tatitra izy, dia hiverina any amin'ny taniny"

Indro

Io teny io eto dia fomba fiteny ary nampiasaina mba hisarihana ny sain'ny olona ny amin'izay lazaina manaraka eo. DH: "Henoy"

Hataoko lavon'ny sabatra any amin'ny taniny ihany izy

Ny andianteny hoe "lavon'ny sabatra" dia fomba fiteny izay midika fa hamono azy amin-tsabatra ny fahavalony. DH: "Ary ao amin'ny taniny ihany, no hanirahako ireo fahavalony mba hamono azy amin'ny sabatr'izy ireo"