plt_tn/isa/34/03.md

946 B

Ireo vata-mangatsiakan'ireo maty ao amin'izy ireo dia hatsipy any ivelany

DH: "Tsy misy olona handoro ny fatin'izy ireo"

ireo maty ao amin'izy ireo

Io dia manondro ny olona maty. DH: "ireo izay maty"

ho vonton'ny ràn'izy ireo ny tendrombohitra

"ho rakotry ny ràn'izy ireo ny tendrombohitra"

hiorona tahaka ny horonana ny lanitra

Io dia mampitaha izay hanaovan'i Yaveh ny lanitra amin'ny fanoronany ny olona hanjary horonana. DH: "Hanorona ny lanitra tahaka ny hanoronana ny olona ho horonana Yaveh"

ary ho levona ny kintany rehetra, toy ny ravina izay malazo mihintsana amin'ny tahom-boaloboka, sy toy ny aviavy lo mihintsana amin'ny hazon'aviavy izany

Io dia manindry fa na dia ireo zavatra eny an-danitra izay noheverin'ny olona fa ho eo mandrakariva aza dia hianjera mora foana tahaka ny ravina. DH: "ary hianjera tahaka ravina mihintsana amin'ny voaloboka na aviavy avy amin'ny hazo ireo kintana rehetra eny an-danitra "