plt_tn/isa/34/03.md

20 lines
946 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Ireo vata-mangatsiakan'ireo maty ao amin'izy ireo dia hatsipy any ivelany
DH: "Tsy misy olona handoro ny fatin'izy ireo"
# ireo maty ao amin'izy ireo
Io dia manondro ny olona maty. DH: "ireo izay maty"
# ho vonton'ny ràn'izy ireo ny tendrombohitra
"ho rakotry ny ràn'izy ireo ny tendrombohitra"
# hiorona tahaka ny horonana ny lanitra
Io dia mampitaha izay hanaovan'i Yaveh ny lanitra amin'ny fanoronany ny olona hanjary horonana. DH: "Hanorona ny lanitra tahaka ny hanoronana ny olona ho horonana Yaveh"
# ary ho levona ny kintany rehetra, toy ny ravina izay malazo mihintsana amin'ny tahom-boaloboka, sy toy ny aviavy lo mihintsana amin'ny hazon'aviavy izany
Io dia manindry fa na dia ireo zavatra eny an-danitra izay noheverin'ny olona fa ho eo mandrakariva aza dia hianjera mora foana tahaka ny ravina. DH: "ary hianjera tahaka ravina mihintsana amin'ny voaloboka na aviavy avy amin'ny hazo ireo kintana rehetra eny an-danitra "