plt_tn/isa/31/03.md

903 B

Olona i Egypta

Eto Egypta dia manondro ireo miaramilan'i Egypta. DH: "Olona ireo miaramilan'i Egypta"

nofo ny soavalin'izy ireo fa tsy fanahy

Midika izany fa soavaly ihany ny soavalin'izy ireo fa tsy zavatra ara-panahy. DH: "soavaly ihany ny soavalin'izy ireo; tsy mahery noho ny fanahy ireo!" (UDB)

Rehefa maninjitra ny tanany Yaveh

Ny teny hoe "tanana" dia manondro ny herin'Andriamanitra sy ny asany matetika. DH: "Rehefa mampiasa ny heriny hanohitra azy ireo Yaveh"

dia ho tafintohina ny olona izay mamonjy, ary ho lavo ny olona izay vonjena

Ireo andianteny roa ireo dia midika zavatra iray ihany amin'ny ankapobeny. Ny hoe tafintohina sy lavo dia sarinteny hilazana ny hoe tsy mahomby. DH: "izao zavatra roa izao no hitranga: hamotika an'i Egypta, izay manampy anareo Aho, ary handringana anareo, izay ampian'ny Egypta Aho"

ny olona izay vonjena

DH: "ny olona izay nitady vonjy"