plt_tn/isa/31/03.md

20 lines
903 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Olona i Egypta
Eto Egypta dia manondro ireo miaramilan'i Egypta. DH: "Olona ireo miaramilan'i Egypta"
# nofo ny soavalin'izy ireo fa tsy fanahy
Midika izany fa soavaly ihany ny soavalin'izy ireo fa tsy zavatra ara-panahy. DH: "soavaly ihany ny soavalin'izy ireo; tsy mahery noho ny fanahy ireo!" (UDB)
# Rehefa maninjitra ny tanany Yaveh
Ny teny hoe "tanana" dia manondro ny herin'Andriamanitra sy ny asany matetika. DH: "Rehefa mampiasa ny heriny hanohitra azy ireo Yaveh"
# dia ho tafintohina ny olona izay mamonjy, ary ho lavo ny olona izay vonjena
Ireo andianteny roa ireo dia midika zavatra iray ihany amin'ny ankapobeny. Ny hoe tafintohina sy lavo dia sarinteny hilazana ny hoe tsy mahomby. DH: "izao zavatra roa izao no hitranga: hamotika an'i Egypta, izay manampy anareo Aho, ary handringana anareo, izay ampian'ny Egypta Aho"
# ny olona izay vonjena
DH: "ny olona izay nitady vonjy"