plt_tn/isa/30/31.md

28 lines
1003 B
Markdown

# Fa amin'ny feon'i Yaveh, no hanelezana an'i Asyria
DH: "Fa rehefa miteny Yaveh fa hanely ireo miaramilan'i Asyria Izy"
# hanelezana an'i Asyria
Miresaka ny tahotr'i Asyria toy ny hoe zavatra izay aelin'ny feon'i Yaveh Isaia. DH: "Hatahotra Asyria"
# Asyria
Eto io dia manambara ireo miaramilan'i Asyria.
# Ny kapoka rehetra amin'ilay tsora-kazo voatendry izay hapetrak'i Yaveh amin'izy ireo
Ny fanaovan'i Yaveh ny tafika mba handresy ireo Asyriana dia resahina toy ny hoe hamely ireo Asyriana amin'ny tsora-kazo Yaveh.
# arahana feon'ampongatapaka
DH: "ho arahana izany ny vahoakan'i Joda"
# ampongatapaka
Io dia zava-maneno izay misy lohany tahaka ny amponga izay afaka velesina ary misy vy manodidina ny sisiny izay maneno rehefa tendrena izany. Jereo ny nandikanao izany tao amin'ny 5:11.
# raha mbola mitolona sy miady amin'izy ireo Izy
Ny fanaovan'i Yaveh ny tafika fahavalo mba handresy ireo Asyriana dia resahina toy ny hoe mpiady izay hiady miaraka amin'ny tafika fahavalo Yaveh.