plt_tn/isa/30/31.md

1003 B

Fa amin'ny feon'i Yaveh, no hanelezana an'i Asyria

DH: "Fa rehefa miteny Yaveh fa hanely ireo miaramilan'i Asyria Izy"

hanelezana an'i Asyria

Miresaka ny tahotr'i Asyria toy ny hoe zavatra izay aelin'ny feon'i Yaveh Isaia. DH: "Hatahotra Asyria"

Asyria

Eto io dia manambara ireo miaramilan'i Asyria.

Ny kapoka rehetra amin'ilay tsora-kazo voatendry izay hapetrak'i Yaveh amin'izy ireo

Ny fanaovan'i Yaveh ny tafika mba handresy ireo Asyriana dia resahina toy ny hoe hamely ireo Asyriana amin'ny tsora-kazo Yaveh.

arahana feon'ampongatapaka

DH: "ho arahana izany ny vahoakan'i Joda"

ampongatapaka

Io dia zava-maneno izay misy lohany tahaka ny amponga izay afaka velesina ary misy vy manodidina ny sisiny izay maneno rehefa tendrena izany. Jereo ny nandikanao izany tao amin'ny 5:11.

raha mbola mitolona sy miady amin'izy ireo Izy

Ny fanaovan'i Yaveh ny tafika fahavalo mba handresy ireo Asyriana dia resahina toy ny hoe mpiady izay hiady miaraka amin'ny tafika fahavalo Yaveh.