plt_tn/isa/30/30.md

680 B

hasehony ny fiofaofan'ny sandriny

Eto ny hoe "sandry" dia manambara ny herin'Andriamanitra. Midika fa haneho ny heriny amin'ny alalan'ny famotehany ireo fahavalon'ny vahoakany Yaveh. DH: "haneho amin'ny fandringanana ireo fahavalonareo fa mahery Izy"

amin'ny fahatezerana mamely sy lelafo

Ny fahatezeran'i Yaveh dia resahina toy ny hoe tafio-drivotra na afo izany. DH: "amin'ny fahatezerana izay tahaka ny tafio-drivotra sy lelafo" na "amin'ny fahatezerana lehibe"

amin'ny tafio-drivotra, oram-baratra, ary havandra

"amin'ny tafio-drivotra feno rivotra, orana, ary havandra"

havandra

vaingan-dranomandry mafy izay milatsaka avy any an-danitra izay tahaka ny orana.