plt_tn/isa/30/30.md

16 lines
680 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# hasehony ny fiofaofan'ny sandriny
Eto ny hoe "sandry" dia manambara ny herin'Andriamanitra. Midika fa haneho ny heriny amin'ny alalan'ny famotehany ireo fahavalon'ny vahoakany Yaveh. DH: "haneho amin'ny fandringanana ireo fahavalonareo fa mahery Izy"
# amin'ny fahatezerana mamely sy lelafo
Ny fahatezeran'i Yaveh dia resahina toy ny hoe tafio-drivotra na afo izany. DH: "amin'ny fahatezerana izay tahaka ny tafio-drivotra sy lelafo" na "amin'ny fahatezerana lehibe"
# amin'ny tafio-drivotra, oram-baratra, ary havandra
"amin'ny tafio-drivotra feno rivotra, orana, ary havandra"
# havandra
vaingan-dranomandry mafy izay milatsaka avy any an-danitra izay tahaka ny orana.