plt_tn/isa/26/15.md

248 B

Efa nampitombo ny firenena Ianao, ry Yaveh, efa nampitombo ny firenena Ianao

Io andianteny io dia naverimberina mba hanindriana. Eto ny hoe "firenena" dia manambara ny vahoaka. DH: "Efa nampitombo be ny isan'ny olona ao amin'ny firenenay Ianao"