plt_tn/isa/26/15.md

4 lines
248 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Efa nampitombo ny firenena Ianao, ry Yaveh, efa nampitombo ny firenena Ianao
Io andianteny io dia naverimberina mba hanindriana. Eto ny hoe "firenena" dia manambara ny vahoaka. DH: "Efa nampitombo be ny isan'ny olona ao amin'ny firenenay Ianao"