plt_tn/isa/26/13.md

12 lines
393 B
Markdown

# nefa ny anaranao irery ihany no derainay
Eto ny "anarana" dia manambara ny olon'Andriamanitra. DH: "nefa Ianao ihany no derainay"
# fa tsy mba hitsangana
"tsy ho velona intsony izy ireo"
# nanafoana ny fahatsiarovana azy ireo rehetra
Ny fanaovan'i Yaveh ny olona tsy hahatsiaro intsony ireo izay noringaniny dia resahina toy ny hoe nanafoana na namono ny fahatsiarovana azy ireo Yaveh.