plt_tn/isa/26/13.md

393 B

nefa ny anaranao irery ihany no derainay

Eto ny "anarana" dia manambara ny olon'Andriamanitra. DH: "nefa Ianao ihany no derainay"

fa tsy mba hitsangana

"tsy ho velona intsony izy ireo"

nanafoana ny fahatsiarovana azy ireo rehetra

Ny fanaovan'i Yaveh ny olona tsy hahatsiaro intsony ireo izay noringaniny dia resahina toy ny hoe nanafoana na namono ny fahatsiarovana azy ireo Yaveh.