plt_tn/isa/26/05.md

16 lines
650 B
Markdown

# hanetry ireo izay miaina amim-piavonavonana Izy
Ny fanalan'i Yaveh baraka ireo izay miavonavona dia resahina toy ny hoe avo ny olona miavonavona ary hahatonga azy ireo hietry Izy.
# ny tanàna mimanda
Izany dia midika hoe ireo tanàna mimanda amin'ny ankapobeny fa tsy tanàna voafaritra mazava.
# hanetry...hataony mitovy haavo
Ny anaovan'i Yaveh ny tafika hamotika ireo tanàna mimanda dia resahina toy ny hoe Yaveh mihitsy no hanao izany.
# Ho hitsakitsahin'ny tongotry ny mahantra sy ny dian'ny ory izany
Ireo fanambarana roa ireo dia midika zavatra iray ihany. DH: "Hanitsakitsaka ireo rava ao amin'ny tanàna ny olona mahantra sy ory"