plt_tn/isa/25/01.md

24 lines
558 B
Markdown

# hidera ny anaranao
Eto ny hoe "anarana" dia manambara an'i Yaveh. DH: "hidera Anao"
# zavatra nomanina efa ela
DH: "ireo zavatra izay nomaninao efa ela"
# am-pahatokisana tanteraka
Ny anarana hoe "fahatokisana" dia afaka ambara amin'ny hoe "mahatoky". DH: "satria mahatoky tanteraka Ianao"
# tanàna
Tsy manondro tanàna iray io. Fa midika tanàna amin'ny ankapobeny.
# fiarovana mafin'ireo vahiny
"fiarovana mafy izay an'ireo vahiny"
# ny tanànan'ireo firenena masiaka
Eto ny "tanàna" na ''firenena" dia manambara ny olona izay mipetraka ao.