# hidera ny anaranao Eto ny hoe "anarana" dia manambara an'i Yaveh. DH: "hidera Anao" # zavatra nomanina efa ela DH: "ireo zavatra izay nomaninao efa ela" # am-pahatokisana tanteraka Ny anarana hoe "fahatokisana" dia afaka ambara amin'ny hoe "mahatoky". DH: "satria mahatoky tanteraka Ianao" # tanàna Tsy manondro tanàna iray io. Fa midika tanàna amin'ny ankapobeny. # fiarovana mafin'ireo vahiny "fiarovana mafy izay an'ireo vahiny" # ny tanànan'ireo firenena masiaka Eto ny "tanàna" na ''firenena" dia manambara ny olona izay mipetraka ao.