plt_tn/isa/24/16.md

682 B

nandrenesanay

Eto ny hoe "-nay" dia manondro an'i Isaia sy ny vahoakan'Israely. Manoritsoritra ny zavatra amin'ny hoavy toy ny hoe efa nitranga Isaia. DH: "ho renay"

Efa nihaosa aho, efa nihaosa aho

Mamerina io andian-teny io mba hanindriana ny fahoriany Isaia. Tena voakasika izy satria nahita ny olona izay namitaka ny hafa ary tsy nanao izay nampanantenain'izy ireo mba ho ataony izy. DH: "Tena nanjary nalemy aho"

Ny mpamitaka dia nitondra am-pitaka; eny, ny mpamitaka dia tena nitondra am-pitaka tokoa

Mamerina io andian-teny io mba hanindriana ny fahoriany Isaia. DH: "Indro, ireo izay mamitaka dia mamitaka ny hafa ankehitriny" na "Indro, mamitaka ireo mpamitaka"