plt_tn/isa/24/16.md

12 lines
682 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# nandrenesanay
Eto ny hoe "-nay" dia manondro an'i Isaia sy ny vahoakan'Israely. Manoritsoritra ny zavatra amin'ny hoavy toy ny hoe efa nitranga Isaia. DH: "ho renay"
# Efa nihaosa aho, efa nihaosa aho
Mamerina io andian-teny io mba hanindriana ny fahoriany Isaia. Tena voakasika izy satria nahita ny olona izay namitaka ny hafa ary tsy nanao izay nampanantenain'izy ireo mba ho ataony izy. DH: "Tena nanjary nalemy aho"
# Ny mpamitaka dia nitondra am-pitaka; eny, ny mpamitaka dia tena nitondra am-pitaka tokoa
Mamerina io andian-teny io mba hanindriana ny fahoriany Isaia. DH: "Indro, ireo izay mamitaka dia mamitaka ny hafa ankehitriny" na "Indro, mamitaka ireo mpamitaka"