plt_tn/isa/23/17.md

24 lines
925 B
Markdown

# Ary
Io andian-teny io eto dia nampiasaina mba hanamarika tranga manan-danja izay hitranga. Raha misy fomba hilazana izany ny fiteninao, dia afaka ampiasainao eto izany.
# fitopolo taona
"70 taona"
# hamonjy an'i Tyro Yaveh
Eto ny hoe "Tyro" dia manambara ny vahoaka izay mipetraka ao Tyro. DH: "hanampy ny vahoakan'i Tyro i Yaveh"
# hanomboka hitady vola amin'ny fanaovana ny asan'ny mpijangajanga indray izy...tany rehetra
Ampitahain'i Isaia amin'ny mpijangajanga ny vahoakan'i Tyro. Tahaka ny mpijangajanga mivaro-tena amin'ny lehilahy mba hahazoana vola, no hividian'ny vahoakan'i Tyro sy hivarotany ny fanjakana rehetra. DH: "Ary tahaka ny mpijangajanga dia hividy sy hivarotra ny fanjakana rehetra eto an-tany izy ireo"
# Tsy ho tehirizina na ho angonina...ireo
DH: "Tsy hitahiry ny volan'izy ireo ny mpivarotra"
# ireo izay mitoetra eo amin'ny fanatrehan'i Yaveh
"Ireo izay mankatò sy manompo an'i Yaveh"