plt_tn/isa/23/17.md

925 B

Ary

Io andian-teny io eto dia nampiasaina mba hanamarika tranga manan-danja izay hitranga. Raha misy fomba hilazana izany ny fiteninao, dia afaka ampiasainao eto izany.

fitopolo taona

"70 taona"

hamonjy an'i Tyro Yaveh

Eto ny hoe "Tyro" dia manambara ny vahoaka izay mipetraka ao Tyro. DH: "hanampy ny vahoakan'i Tyro i Yaveh"

hanomboka hitady vola amin'ny fanaovana ny asan'ny mpijangajanga indray izy...tany rehetra

Ampitahain'i Isaia amin'ny mpijangajanga ny vahoakan'i Tyro. Tahaka ny mpijangajanga mivaro-tena amin'ny lehilahy mba hahazoana vola, no hividian'ny vahoakan'i Tyro sy hivarotany ny fanjakana rehetra. DH: "Ary tahaka ny mpijangajanga dia hividy sy hivarotra ny fanjakana rehetra eto an-tany izy ireo"

Tsy ho tehirizina na ho angonina...ireo

DH: "Tsy hitahiry ny volan'izy ireo ny mpivarotra"

ireo izay mitoetra eo amin'ny fanatrehan'i Yaveh

"Ireo izay mankatò sy manompo an'i Yaveh"