plt_tn/isa/22/10.md

20 lines
587 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy mamaritra ny fotoana amin'ny ho avy izay hanafihan'ny tafika iray ny vahoakan'i Jerosalema Isaia.
# Nanisa ny fonenan'i
Eto ny hoe "nanisa" dia midika hoe nanara-maso ireo trano mba hahitana fitaovana hanampy azy ireo hamerina hanangana ny mandan'ny tanàna.
# Namboatra fitehirizana
"Nanao toerana fitehirizana"
# teo anelanelan'ireo manda roa
Tsy mazava izay manda roa tian'Isaia nolazaina. Ny hevi-dehibe dia nanangana ilay fitehirizana tao anatin'ny mandan'ny tanàna izy ireo.
# ny mpamorona ny tanàna
Manondro an'i Yaveh io.