plt_tn/isa/22/10.md

587 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy mamaritra ny fotoana amin'ny ho avy izay hanafihan'ny tafika iray ny vahoakan'i Jerosalema Isaia.

Nanisa ny fonenan'i

Eto ny hoe "nanisa" dia midika hoe nanara-maso ireo trano mba hahitana fitaovana hanampy azy ireo hamerina hanangana ny mandan'ny tanàna.

Namboatra fitehirizana

"Nanao toerana fitehirizana"

teo anelanelan'ireo manda roa

Tsy mazava izay manda roa tian'Isaia nolazaina. Ny hevi-dehibe dia nanangana ilay fitehirizana tao anatin'ny mandan'ny tanàna izy ireo.

ny mpamorona ny tanàna

Manondro an'i Yaveh io.