plt_tn/isa/20/05.md

749 B

Hatahotra sy ho menatra

"hatahotra sy halana baraka"

nohon'ny amin'i Etiopia fanantenan'izy ireo sy Egypta voninahitr'izy ireo

Ny fanantenana sy voninahitra dia ilazana ny fatokian'izy ireo ny herin-tafik'ireo firenenana ireo. DH: "satria natoky ny herin-tafik'i Etiopia sy Egypta izy ireo"

ny mponin'ireo sisin-tany ireo

Ireo vahoaka izay monina ao amin'ny tany manamorona ny Ranomasina Mediteraneana.

izay nandosiranay hitady fanampiana mba ho voaavotra

DH: "izay nandosiranay mba hamonjen'izy ireo anay"

ary ankehitriny, ahoana no afahanay mandositra?

Ampiasain'ny mpanoratra io fanontaniana io mba hanindriana fa tena efa tsy misy hevitra ny toe-javatra andalovan'izy ireo. DH: "Ankehitriny dia tsy misy lalana handosiranay!"