plt_tn/isa/20/05.md

20 lines
749 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Hatahotra sy ho menatra
"hatahotra sy halana baraka"
# nohon'ny amin'i Etiopia fanantenan'izy ireo sy Egypta voninahitr'izy ireo
Ny fanantenana sy voninahitra dia ilazana ny fatokian'izy ireo ny herin-tafik'ireo firenenana ireo. DH: "satria natoky ny herin-tafik'i Etiopia sy Egypta izy ireo"
# ny mponin'ireo sisin-tany ireo
Ireo vahoaka izay monina ao amin'ny tany manamorona ny Ranomasina Mediteraneana.
# izay nandosiranay hitady fanampiana mba ho voaavotra
DH: "izay nandosiranay mba hamonjen'izy ireo anay"
# ary ankehitriny, ahoana no afahanay mandositra?
Ampiasain'ny mpanoratra io fanontaniana io mba hanindriana fa tena efa tsy misy hevitra ny toe-javatra andalovan'izy ireo. DH: "Ankehitriny dia tsy misy lalana handosiranay!"