plt_tn/isa/19/18.md

781 B

hisy tanàna dimy ao amin'ny tany Egypta izay hiteny

Manondro ny vahoakan'ireo tanàna ireo io. DH: "hiteny ny vahoaka ao amin'ny tanàna Egyptiana dimy"

ny fitenin'i Kanàna

Io dia ilazana ny Hebreo, izay fitenin'ireo vahoakan'Andriamanitra ao amin'ny Tany Kanana. DH: "ny fitenin'ny vahoakan'i Kanana"

hianiana fankatoavana

"mianiana tsy hivadika"

Ny iray amin'ireo tanàna ireo dia ho antsoina hoe

DH: "Hiantso ny iray amin'ireo tanàna ireo ny olona hoe"

Ilay Tanànan'ny Masoandro

Tsy mazava raha midika hoe "masoandro" na "fandravana" ny teny Hebreo hoe "Masoandro." Tsy mazava ihany koa izay ambaran'ilay anarana amintsika momba ilay tanàna. DH: "ilay tanàna antsoina hoe 'Tanànan'ny Masoandro"' na "ilay tanàna antsoina hoe 'Tanànan'ny Fandravana"'