# hisy tanàna dimy ao amin'ny tany Egypta izay hiteny Manondro ny vahoakan'ireo tanàna ireo io. DH: "hiteny ny vahoaka ao amin'ny tanàna Egyptiana dimy" # ny fitenin'i Kanàna Io dia ilazana ny Hebreo, izay fitenin'ireo vahoakan'Andriamanitra ao amin'ny Tany Kanana. DH: "ny fitenin'ny vahoakan'i Kanana" # hianiana fankatoavana "mianiana tsy hivadika" # Ny iray amin'ireo tanàna ireo dia ho antsoina hoe DH: "Hiantso ny iray amin'ireo tanàna ireo ny olona hoe" # Ilay Tanànan'ny Masoandro Tsy mazava raha midika hoe "masoandro" na "fandravana" ny teny Hebreo hoe "Masoandro." Tsy mazava ihany koa izay ambaran'ilay anarana amintsika momba ilay tanàna. DH: "ilay tanàna antsoina hoe 'Tanànan'ny Masoandro"' na "ilay tanàna antsoina hoe 'Tanànan'ny Fandravana"'