plt_tn/isa/19/05.md

477 B

Ho ritra ny ranon'ny ranomasina, ary ho ritra ny ony ka ho foana

"Ny ranomasina" no niantsoan'ny Egyptiana ny Reniranon'i Neily. Samy mitovitovy hevitra ihany ireo andian-teny roa ireo. DH: "Ho ritra tanteraka ny Reniranon'i Neily"

tonga rano maimbo

"hasiso"

hihena

"hilatsaka"

halazo ny volotara sy ny zozoro

Ny "volotara sy ny zozoro" dia ilazana karazana zava-maniry mitovitovy ihany. DH: "ireo zava-maniry manaraka ny moron'ny renirano dia ho faty sy ho lo"