# Ho ritra ny ranon'ny ranomasina, ary ho ritra ny ony ka ho foana "Ny ranomasina" no niantsoan'ny Egyptiana ny Reniranon'i Neily. Samy mitovitovy hevitra ihany ireo andian-teny roa ireo. DH: "Ho ritra tanteraka ny Reniranon'i Neily" # tonga rano maimbo "hasiso" # hihena "hilatsaka" # halazo ny volotara sy ny zozoro Ny "volotara sy ny zozoro" dia ilazana karazana zava-maniry mitovitovy ihany. DH: "ireo zava-maniry manaraka ny moron'ny renirano dia ho faty sy ho lo"