plt_tn/isa/17/08.md

1019 B

Tsy hijery ny alitara izy ireo

Ny fijerena ny alitara dia maneho fanompoan-tsampy amin'ny fanantenana fa hanampy azy ilay sampy. DH: "Tsy hanompo sampy eny amin'ny alitarany intsony izy ireo" na "Tsy hankeny amin'ny alitarany ka hangataka ny sampiny hanampy azy intsony ny vahoakan'Israely"

asan'ny tanan'izy ireo

Ny firesahana momba ny tanana eto dia manamafy fa ny olona no nanao ilay alitara na ireo sampy. DH: "izay nataon'izy ireo tamin'ny tanany" na "izay naorin'izy ireo ihany"

izay nataon'ny ratsan-tanany ... ny baon'Aseraha na ireo sary masoandro

Ny andian-teny faharoa dia mampahafantatra zavatra izay nataon'ny olona. Ny firesahana momba ny tsan-tanana dia manamafy fa ny olona no nanao ireo, koa ireo zavatra ireo dia tsy tena andriamanitra. DH: "ny baon'Aseraha na ireo sary masoandro, izay nataon'izy ireo ihany"

izay nafoy noho ireo vahoakan'Israely

Azo atao mazava hoe izay no nandao ireo tany ireo. DH: "izay nilaozan'ireo Hivita sy Amorita taorian'ny nahatongavan'ny vahoakan'Israely"