plt_tn/isa/17/04.md

16 lines
663 B
Markdown

# Ary
Ity teny ity dia entina anamarihana tranga lehibe izay hiseho. Raha manana fomba hilazana izany ny fiteninao, dia azonao hevirina ny hampiasa izany eto.
# ho bitika ny voninahitr'i Jakoba, ary hanjary hahia ny fahatavezan'ny nofony
Eto "Jakoba" dia ilazana ny fanjakan'Israely. Tsy ho be voninahitra intsony Israely. Fa ho osa sy mahantra kosa izany.
# Ho tahaka ny amin'ny fanangonan'ny mpijinja ny vary an-tahony izany ... eny amin'ny Lohasahan'ny Refaima
Tsy hisy na inona na inona tavela eo amin'ny tany aorian'ny hamaizan'Andriamanitra ny vahoakan'Israely.
# Lohasahan'ny Refaima
Io no lohasaha izay nambolen'olona sy mnijinjany sakafo betsaka.