# Ary Ity teny ity dia entina anamarihana tranga lehibe izay hiseho. Raha manana fomba hilazana izany ny fiteninao, dia azonao hevirina ny hampiasa izany eto. # ho bitika ny voninahitr'i Jakoba, ary hanjary hahia ny fahatavezan'ny nofony Eto "Jakoba" dia ilazana ny fanjakan'Israely. Tsy ho be voninahitra intsony Israely. Fa ho osa sy mahantra kosa izany. # Ho tahaka ny amin'ny fanangonan'ny mpijinja ny vary an-tahony izany ... eny amin'ny Lohasahan'ny Refaima Tsy hisy na inona na inona tavela eo amin'ny tany aorian'ny hamaizan'Andriamanitra ny vahoakan'Israely. # Lohasahan'ny Refaima Io no lohasaha izay nambolen'olona sy mnijinjany sakafo betsaka.