plt_tn/isa/13/13.md

548 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Miresaka hatrany Yaveh.

Tahaka ny gazela voahaza na tahaka ny ondry tsy misy mpiandry

"Tahaka ny gazela izay mandositra faingana rehefa mihaza azy ny olona, ary tahaka ny ondry izay tsy misy mpiandry ka mandositra ny bibidia"

gazela

biby mitovitovy amin'ny diera. Hazain'ny olona ireo, ary indraindray ny bibidia dia manafika ka mamono azy.

tahaka ny ondry tsy misy mpiandry

Ny ondry izay tsy misy mpiandry dia tsy manana na iza na iza hiaro azy amin'ny bibidia izay manafika sy mamono azy ireo.