forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
548 B
Markdown
16 lines
548 B
Markdown
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
||
|
|
||
|
Miresaka hatrany Yaveh.
|
||
|
|
||
|
# Tahaka ny gazela voahaza na tahaka ny ondry tsy misy mpiandry
|
||
|
|
||
|
"Tahaka ny gazela izay mandositra faingana rehefa mihaza azy ny olona, ary tahaka ny ondry izay tsy misy mpiandry ka mandositra ny bibidia"
|
||
|
|
||
|
# gazela
|
||
|
|
||
|
biby mitovitovy amin'ny diera. Hazain'ny olona ireo, ary indraindray ny bibidia dia manafika ka mamono azy.
|
||
|
|
||
|
# tahaka ny ondry tsy misy mpiandry
|
||
|
|
||
|
Ny ondry izay tsy misy mpiandry dia tsy manana na iza na iza hiaro azy amin'ny bibidia izay manafika sy mamono azy ireo.
|