plt_tn/isa/13/01.md

1.1 KiB

mahakasika an'i Babylona

Io anaran-tanàna dia ilazana ny vahoakan'i Babylona. DH: "mahakasika ny vahoakan'i Babylona"

Amoza

Amoza no rain'Isaia. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny ao amin'ny 1:1.

mihiakiaha mafy amin'izy ireo

Ny teny hoe "izy ireo" dia manondro ireo miaramila avy amin'ny firene-kafa.

vavahadin'ireo manan-kaja

Ireo mety ho heviny dia 1) "vavahadin'i Babylona izay itoeran'ireo manan-kaja" na 2) "ny vavahadin'ny tranon'ireo manan-kaja"

manan-kaja

"ireo olona hajaona" na "ireo mpanapaka"

ireo masiko

"ireo izay natokako ho an'ny tenako" na "ny tafika izay natokako ho an'ny tenako"

efa niantso ireo lehilahy maheriko mba hanatanteraka ny fahatezerako

Ny fanatanterahana ny fahatezeran'Andriamanitra dia entina ilazana ny famaizana ny olona nohon'ny fahatezeran'Andriamanitra. DH: "Efa niantso ireo miaramila maheriko Aho mba hanafay ny vahoakan'i Babylona satria nahatezitra Azy izy ireo"

eny na dia ireo mibitaka am-pireharehana aza

Ny antony hireharehan'izy ireo dia azo atao mazava. DH: "na ireo oloko izay mibitaka am-pireharehana nohon'ny amin'ireo zavatra lehibe izay ataoko aza"